admin

admin

𝘗𝘳𝘢𝘪𝘮𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢, L𝘦𝘩𝘪𝘣𝘦𝘯’𝘯𝘺 𝘎𝘰𝘷𝘦𝘳𝘯𝘦𝘮𝘢𝘯𝘵𝘢

Ny mpiara-miasa rehetra eto amin’ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana dia miarahaba an’Andriamatoa 𝗠𝗮𝗺𝗶𝘁𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗥𝗮𝗷𝗮𝗼𝗻𝗮𝗿𝗶𝘀𝗼𝗻 amin’izao fanendrena azy ho 𝘗𝘳𝘢𝘪𝘮𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢, L𝘦𝘩𝘪𝘣𝘦𝘯’𝘯𝘺 𝘎𝘰𝘷𝘦𝘳𝘯𝘦𝘮𝘢𝘯𝘵𝘢 izao. Mirary fahombiazana ho azy amin’ny fanatanterahana izao andraikitra ambony eto amin’ny Firenena izao.

𝟏𝟑 𝐦𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐅𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨̂𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐦-𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓-𝟐𝟎𝟐𝟔 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐨𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞 𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐢𝐯𝐨𝐧-𝐭𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐤𝐢𝐧𝐨̂𝐥𝐨̂𝐣𝐢𝐚 (𝐈𝐒𝐓) 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐍𝐨𝐬𝐲

𝐍𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐚𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐭𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐨𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞𝐧’𝐈𝐭𝐚𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐦-𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓-𝟐𝟎𝟐𝟔 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐨𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞 𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐢𝐯𝐨𝐧-𝐭𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐤𝐢𝐧𝐨̂𝐥𝐨̂𝐣𝐢𝐚 (𝐈𝐒𝐓) 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐍𝐨𝐬𝐲. 𝐓𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞 𝐯𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐧𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚, 𝐧𝐲 𝐊𝐨̂𝐥𝐨̂𝐧𝐞𝐥𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥,…

𝟏𝟏 𝐦𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐚𝐯𝐨𝐥𝐨𝐡𝐚

𝐍𝐨𝐫𝐚𝐢𝐬𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚, 𝐧𝐲 𝐊𝐨̂𝐥𝐨̂𝐧𝐞𝐥𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐚𝐯𝐨𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐚𝐦𝐨𝐧𝐣𝐲 𝐯𝐨𝐢𝐧𝐚 (𝐒𝐚𝐩𝐞𝐮𝐫𝐬-𝐬𝐚𝐮𝐯𝐞𝐭𝐞𝐮𝐫𝐬) 𝐦𝐢𝐢𝐬𝐚 𝟒𝟏 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 « 𝐬𝐞́𝐜𝐮𝐫𝐢𝐭𝐞́ 𝐜𝐢𝐯𝐢𝐥𝐞 » 𝐟𝐫𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐲 𝐧𝐨𝐭𝐚𝐫𝐢𝐡𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐚𝐬𝐨𝐢𝐯𝐨𝐡𝐨 𝐟𝐫𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐲, 𝐀𝐫𝐧𝐚𝐮𝐝 𝐆𝐮𝐢𝐥𝐥𝐨𝐢𝐬, 𝐧𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 « 𝐂𝐡𝐚𝐫𝐠𝐞́ 𝐝’𝐚𝐟𝐟𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬 » 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐕𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧𝐚 𝐄𝐫𝐨̂𝐩𝐞𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚. 𝐈𝐬𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐯𝐨𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐚𝐦𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲…

Teny fisaorana

Teny fisaorana Misaotra ny Tompo noho ny fitantanany sy famindrampony.Mankasitraka ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika nanendry sy nametraka ny fahatokisany tamiko hitantana ny Minisiteram-panjakana misahana ny Fanavaozana. Misaotra indrindra tamin’ny fiaraha-miasa feno finiavana sy fahavitrihina teo aminao sy ireo Mpanolotsaina…

𝟎𝟗 𝐦𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐭𝐬𝐢𝐫𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚

𝐍𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐥𝐨𝐯𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚, 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐭𝐬𝐢𝐫𝐚𝐛𝐞 𝐫𝐨𝐚 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐥𝐚𝐬𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲, 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐚𝐦𝐞𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐩𝐨̂𝐥𝐢𝐭𝐢𝐤𝐚 𝐡𝐨𝐞𝐧𝐭𝐢-𝐦𝐚𝐧𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐯𝐨𝐢𝐳𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚 𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐭𝐫𝐚𝐢𝐤𝐚𝐧𝐲 𝐦𝐢𝐯𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐕𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧𝐲. 𝐍𝐨𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐤𝐞𝐡𝐢𝐭𝐫𝐢𝐧𝐲 𝐤𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐢𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲…

𝗗𝗶𝗻𝗶𝗸𝗮 𝗵𝗼 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗲𝗸𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮

𝗗𝗶𝗻𝗶𝗸𝗮 𝗵𝗼 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗲𝗸𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮 𝗗𝗶𝗻𝗶𝗸𝗮 𝗵𝗼 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗲𝗸𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮𝘊𝘊𝘐 𝘐𝘝𝘈𝘛𝘖, 𝘧𝘢𝘩𝘢 10 𝘮𝘢𝘳𝘴𝘢 2026Nifarana androany ny Dinika ho Fanaingana ny Toekarena, izay nanamarika indrindra ny andro natokana ho an’ny fanolorana ny vokatry ny adihevitra sy soso-kevitra nivoitra nandritra ireo…

𝙁𝙄𝙆𝘼𝙊𝙉𝘼𝙉𝘿𝙊𝙃𝘼𝙈-𝙋𝙄𝙍𝙀𝙉𝙀𝙉’𝙉𝙔 𝙏𝘼𝙉𝙊𝙍𝘼 : 𝙉𝘼𝙏𝘼𝙊 𝙉𝙔 𝙑𝘼𝙇𝘼𝙉𝘿𝙍𝙀𝙎𝘼𝙆𝘼 𝙃𝙊 𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙈𝙋𝘼𝙉𝘼𝙊 𝙂𝘼𝙕𝙀𝙏𝙔, 𝙉𝙄𝙎𝙔 𝙉𝙔 𝘼𝙉𝙏𝙎𝙊 𝘼𝙑𝙊 𝙃𝙊 𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙏𝘼𝙉𝙊𝙍𝘼

𝙁𝙄𝙆𝘼𝙊𝙉𝘼𝙉𝘿𝙊𝙃𝘼𝙈-𝙋𝙄𝙍𝙀𝙉𝙀𝙉’𝙉𝙔 𝙏𝘼𝙉𝙊𝙍𝘼 : 𝙉𝘼𝙏𝘼𝙊 𝙉𝙔 𝙑𝘼𝙇𝘼𝙉𝘿𝙍𝙀𝙎𝘼𝙆𝘼 𝙃𝙊 𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙈𝙋𝘼𝙉𝘼𝙊 𝙂𝘼𝙕𝙀𝙏𝙔, 𝙉𝙄𝙎𝙔 𝙉𝙔 𝘼𝙉𝙏𝙎𝙊 𝘼𝙑𝙊 𝙃𝙊 𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙏𝘼𝙉𝙊𝙍𝘼 Nisy ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety nokarakarain’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahatena androany 09 Martsa 2026 tao amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny…

Ry Tanora Malagasy, fotoana izao, mila antsika i Madagasikara!

Ho avy tsy ho ela ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny Fikaonandoham-pirenen’ny Tanora ho an’ny Fanavaozana.Sehatra iray ahafahan’ny tanora maneho hevitra mifampizara traikefa ary mandray anjara amin’ny fananganana ny hoavin’i Madagasikara. Lanonam-panokafana ny amin’ny alarobia izao. Ny fakan-kevitra isamparitra sy isaky ny kaominina…