admin

admin

𝗠𝗜𝗔𝗥𝗔-𝗠𝗜𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗠𝗢𝗡𝗝𝗘𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗦𝗜𝗡𝗝𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗥𝗔-𝗗𝗢𝗭𝗔 𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔 𝗡𝗬 𝗕𝗡𝗚𝗥𝗖 𝗦𝗬 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗥𝗔𝗙𝗜-𝗣𝗔𝗡𝗝𝗔𝗞𝗔𝗡𝗔

𝗠𝗜𝗔𝗥𝗔-𝗠𝗜𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗠𝗢𝗡𝗝𝗘𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗦𝗜𝗡𝗝𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗥𝗔-𝗗𝗢𝗭𝗔 𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔 𝗡𝗬 𝗕𝗡𝗚𝗥𝗖 𝗦𝗬 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗥𝗔𝗙𝗜-𝗣𝗔𝗡𝗝𝗔𝗞𝗔𝗡𝗔 2 𝙵𝚎𝚋𝚛𝚘𝚊𝚛𝚢 2026 𝙱𝙽𝙶𝚁𝙲 𝙰𝚟𝚊𝚛𝚊𝚝𝚛’𝙰𝚗𝚝𝚊𝚗𝚒𝚖𝚘𝚛𝚊 Manohy miara-miasa am-pirahalahiana sy am-pandraisana andraikitra feno ireo rafi-panjakana sy ireo mpiara-miombon’antoka rehetra, ho famaliana haingana sy mahomby ny…

𝐅𝐢𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐫𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚𝐯𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥 𝐦𝐢𝐯𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐣𝐚𝐧𝐠𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝟎𝟏 𝐟𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 𝐭𝐨𝐥𝐚𝐤𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨.

𝐅𝐢𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐫𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚𝐯𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥 𝐦𝐢𝐯𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐣𝐚𝐧𝐠𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝟎𝟏 𝐟𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 𝐭𝐨𝐥𝐚𝐤𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨.

FIATREHANA NY RIVODOZA FYTIA

FIATREHANA NY RIVODOZA FYTIA Janoary Foibem-pandrindrana ny BNGRCNidina ifotony teny amin’ny Foiben’ny BNGRC Antanimora ny Praiminisitra,lehiben’ny Governemanta Herintsalama Rajaonarivelo sy mpikambana sasantsasany ao anatin’ny Governemanta ka anisan’izany ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana, Me Hanitra Razafimanantsoa Nijery ny fomba…

ANTSO HO AN’NY FANAMPIANA IRAISAM-PIRENENA

ANTSO HO AN’NY FANAMPIANA IRAISAM-PIRENENA Governemantan’i Madagasikara, Rafitry ny Firenena Mikambana ary ny Vondrona miahy ny maha-olonaAntony: fanohanana ny fanampiana ny maha-olona any amin’ireo distrika voakasiky ny tsy fanjarian-tsakafo any amin’ny Faritra Atsimo sy Atsimo Atsinanana Famonjena aina sy fiarovana…

FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA FYTIA

FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA FYTIA 31 Janoary 202603 ora tolakandroTao amin’ny Kaominina Mahazoma, Distrikan’i Maevatanana no misy no foiben’ilay rivodoza FYTIA Mihena hatrany ny heriny.Tombanana hivoaka any an-ndranomasina kosa izy rahampitso maraina, any amin’ny faritra Atsinanana.