Solontenan’ny Vondrona Afrikana: tonga nametraka ny veloma mandrapihaona ho an’ny Minisi-panjakana

Solontenan’ny Vondrona Afrikana: tonga nametraka ny veloma mandrapihaona ho an’ny Minisi-panjakana 27 Febroary 2026AntaninareninaMadiva hifarana ny iraka nataon’i Alice Nzomukunda solontenan’ny Vondrona afrikanina teto Madagasikara. Ka alohan’ny handaozany an’i Madagasikara dia nitsidika nanao veloma ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny…









