Catégorie  Uncategorized

Fikaonandoha fampiharana: tao Antsirabe II no nanombohana azy

11 Aprily 2026Distrika Antsirabe IIFikaonandoha fampiharana: tao Antsirabe II no nanombohana azyNy fokontany Tsarafara sy Tsarafiraisana, kaominina Ambano, distrika Antsirabe II no nanatanterahana ny fikaonandoha andrana sady fampiharana androany.Tafiditra indrindra ao anatin’ny Programan’ny Fanavaozana sy ny tetiandro napetraky ny Minisitera…

Fikaonandoham-pirenena : Fitaovana informatika maro samihafa avy amin’ ny PNUD ho an’ny Minisitera misahana ny Fanavaozana

10 Aprily 2026 Minisitera misahana ny Fanavaozana AntaninareninaFikaonandoham-pirenena : Fitaovana informatika maro samihafa avy amin’ ny PNUD ho an’ny Minisitera misahana ny Fanavaozana Noraisin-dRamatoa Minisitra misahana ny Fanavaozana, Maître Hanitra Razafimanantsoa, tao amin’ny birao fiasany ao Antaninarenina androany ny delegasiona…

 KAFE POLITIKA – IEPAG Madagascar

 10 Aprily 2026 2 ora tolakandro IEPAG Ampandrana  Andao hiresaka fanavaozana Lohahevitra : Fanavaozana an’i Madagasikara: ny Andrim-panjakana ve no tokony hovaina sa ny toetsain’ ny olom-pirenena ?  Ireo handray anjara : – Mika Andriambelo : Président d’honneur – Association Za Koa…

7 Aprily 2026 | 𝗙𝗶𝗸𝗮𝗼𝗻𝗮𝗻𝗱𝗼𝗵𝗮 𝗻𝗮𝘀𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮

𝗙𝗶𝗸𝗮𝗼𝗻𝗮𝗻𝗱𝗼𝗵𝗮 𝗻𝗮𝘀𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 7 Aprily 2026Foiben’ny Minisiteran’ny FanavaozanaAntaninarenina𝗙𝗶𝗸𝗮𝗼𝗻𝗮𝗻𝗱𝗼𝗵𝗮 𝗻𝗮𝘀𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 : mitohy ny fanomanana eo amin’ny Minisitera misahana ny Fanavaozana (MCR) sy ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena (MJS)Nihaona omaly ny Sekretera Jeneralin’ ny Minisitera roa tonta sy ireo mpiara-miasa…

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀

𝐅𝐚𝐧𝐞𝐧𝐝𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐤𝐫𝐞𝐭𝐞𝐫𝐚 𝐉𝐞𝐧𝐞𝐫𝐚𝐥𝐲 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐕𝐚𝐨𝐦𝐢𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐑𝐚𝐧𝐨𝐦𝐚𝐬𝐢𝐦𝐛𝐞 𝐈𝐧𝐝𝐢𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚 Antananarivo, faha 7 Aprily 2026 Nankatoavin’ny Filankevitry ny Minisitra tsy ara-potoana eo anivon’ny Vaomieran’ny ranomasimbe Indiana (COI), nandritra ny fivoriana nampitain-davitra ny 7 aprily 2026, ny fanendrena ny kandidà malagasy, Dr Ibrahim…

𝟎𝟕 𝐚𝐩𝐫𝐢𝐥𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐭𝐬𝐨𝐫𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚

𝟎𝟕 𝐚𝐩𝐫𝐢𝐥𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐭𝐬𝐨𝐫𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐅𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 « 𝐢𝐧𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 » 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐏𝐍𝐔𝐃 𝐍𝐨𝐫𝐚𝐢𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨̂𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐚𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐭𝐬𝐨𝐫𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 « 𝙞𝙣𝙛𝙤𝙧𝙢𝙖𝙩𝙞𝙦𝙪𝙚 », 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐏𝐍𝐔𝐃, 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚…