𝗙𝗶𝘇𝗮𝗿𝗮̀𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗿𝗮𝗯𝗼𝗶𝗻𝗮: « Morarano Alarobia, Boriborintany fahadimy »

Morarano Alarobia, Boriborintany fahadimy. 03 febroary 2026Morarano Alarobia, Boriborintany fahadimy.Ho fanohanana ireo traboina vokatry ny fandalovan’ny rivo-doza Fytia dia tonga mitondra izay voatsirambin’ny tànana ny governemanta notarihan’ ny Minisi-panjakana, Me Hanitra Razafimanantsoa Minisitra mpitarika eto Antananarivo miaraka amin’ny Minisitry ny…








