FIKAONANDOHA HO FANAVAOZANA NY ZANDARIMARIAM-PIRENENA.

FIKAONANDOHA HO FANAVAOZANA NY ZANDARIMARIAM-PIRENENA. Tanjona ny hametrahana fanjakana tan-dalàna, hampanjakana ny fandriam-pahalemana, hiarovana ny vahoaka sy ny fananany.Eo ihany koa ny famerenana indray ny fahatokisan’ny vahoaka. Nanome voninahitra ny fotoana ary nandray anjara fitenenana ny Filohan’ny Fanavaozana ny…









