Catégorie  Uncategorized

 8 Martsa 2026

Ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana Me Hanitra Razafimanantsoa sy ireo vehivavy rehetra mpiara-miasa aminy dia faly miarahaba antsika vehivavy rehetra noho izao fanamarihana ny andro iraisam-pirenena natokana ho an’ny vehivavy izao.  Mila maka ny toerany ny vehivavy amin’izao…

FAMELABELARAN-KEVITRA : « 𝐹𝑎𝑚𝑝𝑖𝑠𝑒ℎ𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑎𝑛𝑗𝑎𝑟𝑎 𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑘𝑖𝑡𝑟𝑦 𝑛𝑦 𝑣𝑒ℎ𝑖𝑣𝑎𝑣𝑦 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑒𝑡𝑟𝑎ℎ𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑙𝑎𝑚𝑖𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑑𝑟𝑖𝑎𝑚𝑝𝑎ℎ𝑎𝑙𝑒𝑚𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑜 𝑎𝑛𝑎𝑡𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑛𝑎𝑣𝑎𝑜𝑧𝑎𝑛𝑎 »

07 martsa 2026Efitrano fivoriana, Kianja BAREA Mahamasina Famelabelaran-kevitra no nentina nanohy ny fanamarihana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy androany teny Mahamasina. Ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny fanavaozana ny Repoblika, 𝐌𝐞 𝐇𝐚𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐑𝐀𝐙𝐀𝐅𝐈𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 no nitarika izany.Nandray anjara tanatin’ny fanazavan-kevitra…

Fisedrana fomba fiasa amin’ny fanomanana ny Fikaonandoha tao amin’ny Fokontany Ankazomasina – Merimandroso

06 Martsa 2026 Ny fokontany Ankazomasina, kaominina Merimandroso , distrikan’ Ambohidratrimo faritra Analamanga no nanombohan’ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika ny fisedrana ny fomba fiasa eny ifotony ho enti-manatanteraka ny fikaonandoham-pirenena androany. Niara-nisalahy tamin’izany ny tompon’andraikitry ny…

✿ »𝑵𝒚 𝒗𝒆𝒉𝒊𝒗𝒂𝒗𝒚 𝒉𝒆𝒓𝒚 𝒊𝒓𝒂𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 »✿

06 martsa 2026TalatavolonondryMbola ao anatin’ny fankalazana nasionaly ny andron’ny vehivavy dia nifampitaona niaraka namboly hazo teny Talatavolonondry indray androany ireo solontena vehivavy mpiasam-bahoaka sy misehatra amin’ny fanjakana rehetra notarihin’ny vadin’ny Filohan’ny Fanavaozana, 𝐄𝐥𝐢𝐬𝐚 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 sy ny vadin’ireo mpanolotsaina avon’ny Fanavaozana. »…

FANKALAZANA NY FAHA-66 TAONAN’NY AMPERORA NARUHITO

FANKALAZANA NY FAHA-66 TAONAN’NY AMPERORA NARUHITO 06 Martsa 2026Trano fonenan’ny ambasadaoron’ ’i Japon IvandryNomarihina androany teny amin’ny trano fonenan’ny Ambasadaoron’i Japon miasa sy monina eto amintsika teny Ivandry ny tsingerintaonan’ny emperoran’i Japon izay nankalaza ny faha-66 taonany ny 23 Febroary…

AFRICAN RISK CAPACITY : Natolotra ny fanjakana malagasy ny taratasim-bola mitentina 5,6 Tapitrisa dolara hanonerana ny simba taorian’ny rivo-doza Fytia sy Gezani

AFRICAN RISK CAPACITY : Natolotra ny fanjakana malagasy ny taratasim-bola mitentina 5,6 Tapitrisa dolara hanonerana ny simba taorian’ny rivo-doza Fytia sy Gezani 05 Martsa 2026Lapan’i MahazoarivoNy Praiminisitra,lehiben’ny governemanta , Herintsalama Rajaonarivelo no nisolo tena ny fanjakana malagasy nandray ny taratasim-bola…

Fihaonana teo amin’ny SADC sy ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika: nitondra ny tatitry ny iraka nampanaovina azy teto Madagasikara ny delegasionan’ny « Comité des sages » tarihin’i Dr Joyce Banda

Fihaonana teo amin’ny SADC sy ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika: nitondra ny tatitry ny iraka nampanaovina azy teto Madagasikara ny delegasionan’ny « Comité des sages » tarihin’i Dr Joyce Banda 05 Martsa 2026Lapan’iMahazoarivo Nahafapo ny dia teto Madagasikara…

𝟎𝟒 𝐦𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐧𝐭𝐨𝐥𝐨 𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐥𝐨𝐯𝐚𝐢𝐧𝐣𝐚𝐟𝐲

𝟎𝟒 𝐦𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐧𝐭𝐨𝐥𝐨 𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐥𝐨𝐯𝐚𝐢𝐧𝐣𝐚𝐟𝐲 𝐓𝐚𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐓𝐚𝐟𝐢𝐤𝐚, 𝐧𝐲 𝐙𝐚𝐧𝐝𝐚𝐫𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐏𝐨̂𝐥𝐢𝐬𝐲 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐨𝐬𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚, 𝐧𝐲 𝐊𝐨̂𝐥𝐨̂𝐧𝐞𝐥𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨̂𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐚𝐧𝐲 𝐤𝐨𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐧𝐭𝐨𝐥𝐨…