Catégorie  Uncategorized

✿𝐅𝐚𝐧𝐨𝐦𝐩𝐨𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐯𝐚𝐯𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐧𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐫𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲✿

✿𝐅𝐚𝐧𝐨𝐦𝐩𝐨𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐯𝐚𝐯𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐧𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐫𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲✿ 04 martsa 2026Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina »𝑁𝑦 𝑣𝑒ℎ𝑖𝑣𝑎𝑣𝑦, 𝐻𝑒𝑟𝑦 𝑖𝑟𝑎𝑦 ℎ𝑜 𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑛𝑎𝑣𝑎𝑜𝑧𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑟𝑒𝑛𝑒𝑛𝑎 » io no lohahevitra nasionaly entina mankalaza ny Andron’ny 8 martsa izay natomboka tamin’ity herinandro ity…

𝟎𝟐 𝐦𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐂𝐂𝐥 𝐈𝐯𝐚𝐭𝐨

𝐓𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞 𝐯𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 Pô𝐥𝐢𝐬𝐢𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚ë𝐥. 𝐇𝐢𝐨𝐦𝐩𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐥𝐨𝐡𝐚𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐨𝐞  » 𝐍𝐲 𝐞𝐧𝐝𝐫𝐢𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐏𝐨̂𝐥𝐢𝐬𝐢𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟑𝟔  » 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧-𝐝𝐨𝐡𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐭𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐢𝐭𝐲.  

Ahoana ny endriky ny Polisimpirenena amin’ny taona 2036?

𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐 [𝑭𝒂𝒉𝒂-2 𝒎𝒂𝒓𝒔𝒂 2026] Nisokatra tamin’ny fomba ôfisialy androany teto Ivato ny fikaonandoha eo anivon’ny Polisim-pirenena, mikendry ny fanamafisana ny fahamarinan-toeran’ny asa fiarovana ny vahoaka sy ny fananany. Ireo avy amin’ny ivon’ny fibaikona no voalohany nanomboka izany, raha ny…

𝗩aovaom-paritra

Alatsinainy 02 martsa 2026 Faritra Itasy 𝐌𝐢𝐫𝐨𝐬𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚 𝐞𝐧𝐲 𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲. Notanterahina tao amin’ny Tranompokonolona tao Miarinarivo ny fivoriana hijerena ireo rafitra fakan-kevitra eo an-toerana na ny « Structures Locales de Concertation » SLC eo anivon’ny kaominina. Fivoriana izay notarihan’ny…

Fananganan-tsaina, Alatsinainy 02 martsa 2026, Antaninarenina

🗓️Alatsinainy 02 martsa 2026 📍Antaninarenina Alatsinainy 02 martsa 2026AntaninareninaMisy antony manokana ny fananganan-tsaina: fototra fandrosoan’ny olona, mampivelatra fahalalana ary fivelaran-tsaina hoy ny Minisi-panjakana,𝐌𝐞 𝐇𝐚𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐑𝐀𝐙𝐀𝐅𝐈𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 androany nandritra ny fananganan-tsaina voalohany nataon’ny 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗮𝗱𝗶𝗱𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗥𝗲𝗽𝗼𝗯𝗹𝗶𝗸𝗮 (𝗠𝗘𝗣𝗖𝗥)✦𝑭𝒊𝒇𝒂𝒏𝒂𝒋𝒂𝒏𝒂…

𝟎𝟏 𝐦𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐊𝐚𝐨𝐦𝐢𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐕𝐚𝐧𝐠𝐚𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨

𝐍𝐨𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐙𝐨𝐦𝐚 𝟐𝟕 𝐟𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 𝐭𝐞𝐨 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐕𝐚𝐧𝐠𝐚𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 ô𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐛𝐢𝐦-𝐩𝐢𝐚𝐧𝐭𝐬𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐳𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐚𝐬𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐳𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐫𝐞𝐳𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐲, 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐞𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 « 𝐚𝐛𝐚𝐭𝐭𝐨𝐢𝐫 ». 𝐌𝐢𝐬𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐝𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚𝐬𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐧𝐨 𝐞𝐟𝐚 𝐯𝐢𝐭𝐚 𝐞𝐟𝐚 𝐞𝐥𝐚 𝐬𝐚𝐢𝐧𝐠𝐲…

28 Febroary 2026 / Lapan’i Mahazoarivo

Lapan’i Mahazoarivo Fihaonana teo amin’ny Minisi-panjakana sy ny delegasiona avy amin’ny SADC : nampahafantarina ny ho fizotran’ny Fikaonandoham-pirenena ho amin’ny Fanavaozana 28 Febroary 2026Lapan’i MahazoarivoFihaonana teo amin’ny Minisi-panjakana sy ny delegasiona avy amin’ny SADC : nampahafantarina ny ho fizotran’ny Fikaonandoham-pirenena…

𝟐𝟖 𝐟𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐚𝐯𝐨𝐥𝐨𝐡𝐚

𝐈𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐚𝐯𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐭𝐨𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐭𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐚𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐝𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚𝐬𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚, 𝐧𝐲 𝐊o𝐥o𝐧𝐞𝐥𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚e𝐥, 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐝𝐞𝐥𝐞𝐠𝐚𝐬𝐢o𝐧𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐕𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧𝐚 𝐒𝐀𝐃𝐂 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐚𝐧𝐲.

𝟐𝟖 𝐟𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐚𝐯𝐨𝐥𝐨𝐡𝐚

𝐀𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐞𝐟𝐚 𝐧𝐚𝐦𝐛𝐚𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐡𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐢𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐚 𝐈𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐅𝐫𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚 𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐨 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐨𝐫𝐚𝐢𝐬𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚, 𝐧𝐲 𝐊𝐨̂𝐥𝐨̂𝐧𝐞𝐥𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐚𝐯𝐨𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐧𝐲 𝐝𝐞𝐥𝐞𝐠𝐚𝐬𝐢𝐨̂𝐧𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐀𝐃𝐂 𝐧𝐨𝐭𝐚𝐫𝐢𝐡𝐢𝐧-𝐑𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐃𝐫. 𝐉𝐨𝐲𝐜𝐞 𝐁𝐚𝐧𝐝𝐚. 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐟𝐢𝐡𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐧𝐨 𝐧𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲…