
Foibem-paritry ny Minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina

Fotoana iray nentina hanomanana ny fikaonandohampirenena ka distrika 5 no voasolo tena tao.

Ankoatra ny fanomanana dia efa nandroso hevitra sahady ireo mpandray anjara indrindra

Ny fanovana ny lalampanorenana

Ny fanovana ny fitantanan- draharaham-panjakana

Ny fanovana ireo rafi-pitantanana