Ministère d'État auprès de la Présidence en Charge de la Refondation
Fitsidihana ara-pomba fanajana ny Minisi-panjakana, Me Hanitra Razafimanantsoa, narahina dinikasa fohy no notanterahina nandritran’ny fandalovan’ny masoivoho frantsay Arnaud Guillois teny amin’ny Ministeram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana androany.