Ministère d'État auprès de la Présidence en Charge de la Refondation
Fihaonana tamin’ny KTM faritra SAVA
Nihaona sy nifanakalo hevitra tamin’ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana, Me Hanitra Razafimanantsoa, ny solotenan’ny KMT avy ao amin’ny Faritra SAVA ny Alakamisy 13 Novambra 2025.
Nitondra sosokevitra hoentina manatanteraka ny fanovana ihany koa izy ireo.