FILAZANA FAMPITANDREMANA AMIN'NY FIAKARAN'NY RANO ETO AMIN'NY LEMAK'ANTANANARIVO

🟡 Fampitandremana mavo amin’ny renirano Ikopa sy ireo sampany Sisaony sy Mamba, noho ny fandalovan’ny rivodoza GEZANI, ho an’ireto Kaominina ireto:
Antananarivo Renivohitra, Tsiafahy, Androhibe Antsahadinta, Bongatsara, Antanetikely Ambohijoky, Alatsinainy Ambazaha, Ampahitrosy, Soalandy Ankadivoribe, Ampanefy, Soavina, Anosizato Andrefana, Ampitatafika, Ambavahaditokana, Fenoarivo, Itaosy, Ambohitrimanjaka, Fiadanana, Ampangabe, Masindray, Ambohimanambola, Ambohijanaka, Alasora, Ankaraobato, Tanjombato, Soavina, Anosizato Andrefana, Andranonahoatra, Bemasoandro, Ankadimanga, Ambohitrimanjaka, Ampangabe, Iarinarivo, Sabotsy Namehana, Ankadikely Ilafy, Ambohibao
Antehiroka, Talatamaty.
📊 Indro ny filazana ny fandehan’ny renirano eto amin’ny lemak’Antananarivo
🗓️ Anio Alarobia 11 Febroary 2026,
⏰ Tamin’ny 09 ora 30 minitra