FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA FYTIA

🗓31 Janoary 2026
🕒03 ora tolakandro
📍Tao amin’ny Kaominina Mahazoma, Distrikan’i Maevatanana no misy no foiben’ilay rivodoza FYTIA Mihena hatrany ny heriny.
👉Tombanana hivoaka any an-ndranomasina kosa izy rahampitso maraina, any amin’ny faritra Atsinanana.