
Nivoitra ny maha zava-dehibe ny fiarovana ny angon-drakitra manokana eo anivon’ny fanovàna nomerika, ary ny fanamafisana ny fahalalan’ny olom-pirenena sy ny andrim-panjakana momba ny zo sy adidy mifandraika amin’ny fiarovana sy ny fitantanana ny angon-drakitra.