🗓️25 Febroary 2026 📍Antaninarenina

✅Nihaona tamin’ny mpanao gazety tao amin’ny birao fiasany eny Antaninarenina ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika, Maître Hanitra Razafimanantsoa.
🎯Fotoana nentiny nisaorana ireo rehetra nanolo-tànana tao anatin’ny lozam-pifamoivoizana nihatra taminy
🎯Nampahafantarana ihany koa ireo asa vita tao anaty 4 volana nandraisana ny fitantanana ny Minisiteram-panjakana.