Ny Minisitra misahana ny Fanavaozana, Me Hanitra Razafimanantsoa, sy ny mpiara-miasa rehetra dia miarahaba antsika nahatratra ny Paska 2026.
Izao vanim-potoanan’ny Fandresena izao anie hitondra hery sy fanantenana vaovao ho antsika, hahafahantsika mandroso hatrany amin’ny fanavaozana ny Firenena.