Mitohy ny asa fanadiovana sy ny ady amin’ny tsimatimanota.
Taorian’ny fitoriana napetraky ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika dia niroso tamin’ny fanadihadiana ny teo anivon’ny PAC Rehefa vita ny Fanadihadiana nataon’ny Mpitsara mpanao famotorana dia : Olona 5 no naiditra am-ponja vonjimaika eny Tsiafahy Voampanga 1 no naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora Voampanga 2 no napetraka eo ambany fanaraha-maso n’ny Fitsarana