🔴 URGENT 🔴 𝗛𝗢 𝗙𝗜𝗢𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗢𝗟𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗥𝗜𝗩𝗢𝗗𝗢𝗭𝗔| 𝗜𝗥𝗘𝗧𝗢 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗧𝗢 𝗗𝗜𝗔 𝗡𝗔𝗛𝗔𝗭𝗢 𝗙𝗜𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗟𝗢𝗭𝗔

🟨 𝙇𝙤𝙯𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙢𝙗𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙡𝙤𝙠𝙤 𝙢𝙖𝙫𝙤 :
📌 Ambatosoa,
📌 Analanjirofo,
📌 Atsinanana,
📌 Alaotra Mangoro,
📌 Analamanga,
📌 Betsiboka,
📌 Bongolava,
📌 Itasy,
📌 Vakinankaratra,
📌 Antalaha,
📌 Andapa,
📌 Mandritsara ,
📌 Befandriana Avaratra .
🟨 𝗙𝗜𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗟𝗢𝗞𝗢 𝗠𝗔𝗩𝗢/𝗟𝗢𝗭𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗠𝗕𝗔𝗡𝗔
❌ 1 na 2 andro mialohan’ny hahatongavan’ny rivodoza ❌
🟡 Hakarina an-tanety ny lakana sy ny baka
🟡 Manomana tahirin-tsakafo maharitra andro vitsivitsy
🟡 Manangona vatoharatra sy labozian-Jiro fanao am-paosy
🟡 Afindra amin’ny toerana azo antoka ny biby fiompy (akoho,gisa,saka,alika…)
🟡 Manara-maso ny zaza sy ny tanora
🟡 Vokisana ny vatoharatra
🟡 Mifampilaza ny isan-tokantrano amin’ny fandaharam-potoana rehetra
🟡 Mamonjy toerana efa voaomana raha tsy azo antoka ny fonenana(EPP, CEG,Lycée, Fiangonana)
🟡 Manaraka tsy tapaka ny fivoaran’ny andro ratsy
🟡 Mifampizara vaovao indrindra amin’ireo tsy mahazo izany sy ireo marefo
🙏Entanina ny rehetra mba haraka ny toro-marika omen’ny manam-pahefana isan-tokony.
Minisiteran’ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana – Pejy ofisialy