
TOERANA MISY NY FOIBENY: Soalala.

HERINY: Cyclone Tropical

RIVOTRA ENTINY: 150 Km/ora

TAFIOTRA MIARAKA AMINY: 210 Km/ora manakaiky ny foibeny

FIKISAHANY: Mianatsimo somary Atsimo-Atsinanana

HAFAINGANAM-PANDEHANY: 18 Km/ora

FANAMARIHANA: Hamakivaky ny afovoan-tany ity rivodoza FYTIA ity anio ary hitondra rotsakorana betsaka amin’ireo toerana izay holalovany sy ny manodidina azy.