Zava-dehibe ao anatin'ny fanatanterahana ny fanavaozana ny fandriampahalemana sy ny fitoniana amin'ny lafiny rehetra.

Zava-dehibe ao anatin’ny fanatanterahana ny fanavaozana ny fandriampahalemana sy ny fitoniana amin’ny lafiny rehetra.
Cynthia Petrigh, consultant architecture de Paix ao amin’ny Vondron’ny Firenena mikambana; Boubakar N’Diaye, consultant PNUD hoan’ny paikady miaraka amin’ny Facilité Africaine de Soutien aux Transitions Inclusives – AFSIT.
Tonga nitsidika sy nifanakalo hevitra tamin’ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana, Me Hanitra Razafimanantsoa, izy ireo.