BOITE A IDEES MCR

« Tongasoa eto amin’ny pejy fanhoankevitra mahakasika ny fikaonandoha »

Mandefasa hafatra raha manana hevitra momba ny fikaonandoham-pirenena na hanolotra soson-kevitra ianao.
Tongasoa eto amin’ny pejy hiresahana ny FIKAONANDOHAM-PIRENENA
Ny torolalana  dia manome torohevitra sy tolotra ho an’ny fanavaozana Raha manana hevitra aroso na fanamarihana ianao, aza misalasala mandefa hafatra ho an’ny tompon’andraikitra. Manantena anao izahay hitondra hevitra hampandroso ny fikaonan-doha sy ny fampandehanana makany amin’ny fanavaozana an’ny Madagasikara

Mon Formulaire